Mamoaka ny marina
⯆
Fandraisana
Fantaro izahay
Ny asa vitanay
Antontan-kevitra
Fifandraisana
Fandraisana
Fantaro izahay
Ny asa vitanay
Antontan-kevitra
Fifandraisana
← Retour
← Retour
← Retour
← Retour
← Retour
Vaovao
Vaovao
+
FAMPITAM-BAOVAO
Mila paikadi-pirenena mahakasika ny harena ankibon’ny tany stratejika ilaina amin’ny firosoana amin’ny famokarana angovo madio ara-drariny i Madagasikara
‧‧‧
+
Fampilazana an-gazety ny 10 desambra 2021
Famoahana an-gazety mikasika ny atrik’asa nasionaly amin’ny maha-zava-dehibe ny fisian’ny mangarahara amin’ny fifanarahana misy eo amin’ny fitondram-panjakana sy ny orisn’asa mpitrandraka. Ireo dia navoaka tamin’ny gazety mpiseho isan’andro Midi Madagasikara sy l’Express.
‧‧‧
+
Atrik’asa mikasika ny maha-zava-dehibe ny fangaraharana sy ny famoahana ny fifanarahana
07 décembre 2021
Ity atrik’asa ity dia tafiditra ao anatin’ilay programa voizin’ny PCQVP erak’izao tontolo izao dia #DiscloseTheDeal. Ny PCQVP MG eto Madagasikara ihany koa dia mivohy io programa io amin’ny alalan’ny tetik’asa Mobilizing for Extractives Transparency and Accountability in Madagascar (META-M).
‧‧‧
+
Fivoriam-be isan-taon’ny mpikambana ao amin’ny PCQVP MG
02 octobre 2021
Izany dia nahafanahana nampahafantatra ampahibemaso ny Sekretera mpanatanteraka eo anivon’ny Fikambanana. Nampahafantatra ireo tatitra ara-bola sy arak’asa ny taona 2020
‧‧‧